RY ZANAK’ONDRY

APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)

RY ZANAK’ONDRY

Ry Zanak’Ondrin’Andriamanitra izay manala ny fahotan’izao tontolo izao
(Mamindrà fo aminay) in-2

(Omeo fiadanana izahay) in-2

·