Ry tomponay
SLK Vonona:METM betifaga
Ry tomponay
1_Rainay maminay ô,midera anao izahay
Ry Jesosy zokinay,indreto izahay
Fa vonona ,hanompo anao
Hiantra ny anaranao
Ho tena zanakao tokoa,
Ry tomponay tsitoha
Ref:Ry tomponay,zokinay
Malalanay,mandrakizay
Ho asandratray fa mpamindra fo
Sy tinay tokoa,
Ka anio aho,dia hidera anao( ry rainay ô)
Ny ampitsoko,dia afoiko anao tompo
Fa ny amiko rehetra manontolo dia omeko
Anao daholo
2_raha hiakavanana aho ry tompo
Dia ianao no antsoiko
Raha andeha hiakavia aho
Dia hitady anao kristy
Fa n’aiza n’aiza alehako,na inon’inona atrehako
Dia ianao,ianao foana aho n’inon’inona fotoana
Ref:*2
A/C : Binjo