RY TANIKO

Mpanazava sy Tily eto Madagasikara

RY TANIKO


Hiomana aho hanolokolo
Tanora maro andrinao
Amin’ny foko manontolo
No ilazako izany izao


รด ry Taniko, ry taniko lalaiko ianao
Tiaviko eny ho doria
Ny aiko hafoiko ho anao
Handreseko ny tsy tia


·