Ry Namako

None

Ry Namako


Ry namako o ,Izao ny ety,
Sakanan tsy andeha , tiany ho voafehy
Dia mahonena, ka aleo tsy jerena


Ry namako o ,izao ny ety,
Alentika indray , raha mba milay


Ataovy ny atao, Fa tsara ny anao
Izay rehetra adala, Hahalala


(Refrain)
Ny soa vitanao tsy ho very maina
F izay no ilaina
Ireo ezakao, Ilay finiavanao , tsy anenenanao


Na iza tsy tia , Na iza anaratsy
Ny tsara tsy ho faty
Ny ao ambonintsika no Mahita izay vita


·