RY MPIVAHINY (Fa)

Feon' ny Fiderana

RY MPIVAHINY (Fa)


Ry mpivahiny mandalo sy mielina ihany
Miovaova tsy satry ny fiainana an_tany
Ao ireo fiainana anatin’ny aizina
Nefa hinoana fa mbola hisava
Aiza ny lalan_kombana


Nefa ny Ray ao an_danitra ao
Izay nahary izao tontolo izao
Teo ambonin’ny seza fiandrianany
Izy anie dia hiova fijery eny e!
Tia( tena tia ny Ray)² eny mandrakizay


·