RY MIARAMILAN'I JESÔ
Lehilahy FLMAK
RY MIARAMILAN’I JESÔ
1- Koa mandehana k’ ataovy mpianatra a!
Ireo olo..na tsy mahala a la
Fa efa atomotr ’ izao ny fotoana
Ka hararaoty ny andro anaovan-tsoa
REF :
Ry miaramilan’i Jeso
Mivonona mandrosoa ianao
Fa ho resy to o o sika
Ireo devoly fahavalo
2- Fa mbola maro ireo misalasala
Hoe: Iza marina io Jesosy io?
Ka taomy hatrany ireo mba Hahalala
Hiray vala amintsika ireo
REF : ………………………..
3-Ry olona ô ! andao hiara-dia,
Hibanjina ilay any andanitra
Fa fandalovana rah ny eto an-tany
Fa sao dia tara ka ho tra-nenina
REF : ……………………….. X2