RY LASAKO

Solo

RY LASAKO


RY LASAKO


Ry lasako dia toy ny rano
Mikoriana tsy tana
Mitety lohasaha dia mamantana
Any an-kady
Anio aho toa mba mitony
velon-kira sy faly
Rahampitso dia ho maloka indray


 Ref:Ry lasako (2) m m m


Tsy ianao irery no toy izany
Fa angamba koa izy any
Malahelo indraindray
Izy, mirana iny dia fantaro
Fa mitomany raha mahatsiaro ny taloha


 Ref:Ry lasako (2) m m m

·