RY JESO MAMIN'NY FOKO

STK FJKM Ambatomena Antananarivo

RY JESO MAMIN’NY FOKO


Ry Jeso mamin’ny foko
Ny avotra ‘zay vitanao
Avotra tena tsy foiko
Mitondra aian vaovao


Inona no hampanahy
Jeso, mpamonhy no ahy
‘Zaho dia tretrika am-po
Fa i Jesoa tia ahy tokoa.


Ny otako manapitrisa
Nentiny tao kalvary
Lovako ny Paradisa
Fonena mamiko ery


Ry Jesoa, zay fototr’aiko
Misaotr’indrinda Anao
Ny hany mba ho lazaiko
Oneno ny foko izao


·