RY FIRENEKO

AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina

RY FIRENEKO


Tiako ianao ry Fireneko;
Tiako mba hiaina amin’ny Fahasoavana.
Ianao ry Fireneko;
Hanjakan’ny Fitiavana.
Hamiratra sy ho filamatra tokoa;
Jesosy no mpitantana sy mpiaro.
Hiadana sy ho finaritra;
Ho sambatra tokoa, izahay.


Tiako ianao;
Ry Madagasikarako.
Iriko indrindra ianao,
Hanana ny Soa.
Hamiratra sy ho filamatra tokoa;
Jesosy no mpitantana sy mpiaro.
Hiadana sy ho finaritra;
Ho sambatra tokoa, izahay
Hamiratra sy ho filamatra tokoa;
Jesosy no mpitantana sy mpiaro.
Hiadana sy ho finaritra;


Ho sambatra tokoa, izahay


·