Ry Fanahy Masina ao ambony 0023

BOKIN-KIRA FIDERANA

Ry Fanahy Masina ao ambony 0023


1 Ry Fanahy Masina ao ambony
Irak’i Jesosy Tompo,
Izahay aty dia mila vonjy,
Hafanao, hatanjaho!


2 Ry Fanahy Masin-janahary,
Hazavao re ny sainay,
He! ny fonay osa, sy marary
Mba sitrano handresenay.


O! ry afo Masin’i Jesosy
‘Zay irin’ny firenena,
lasanao koa re ’ty Nosay,
Mba handray ny famonjena.


Fiv Ry Fanahy Masina รด! midina
Hanafana, hampahery
Fa ny fo lazolazoam-pahotana
O! vonjeo, sao very


·