Rotaka

Tsota

Rotaka


Nadikan’i Tsitsï Ryan (Tsik’s & Co. Orchestra)


Fampidirana…
(Tano ah neny a?? ouh ouh! ouh ouh! ouh ouh! ouh ouh!ouh ouh!)


1- Tsy mazaka afanana d’efa rotaka è!
Tsy fo sportif d’efa rotaka è!
Volume diso réglage rotaka è!


REF:
Sady mandihy no m’rotaka è!
Eo ary!
(Rotaka è! rooo-rotaka è! Rotaka è! rooo-rotaka è!) x3
(hmmm! hum!!) Tratrako eto ianao, tratrako eto ianao! x4
Tratratratra aa aaa!!! x4 O.K!


2- Any an-dafy mety misy rotaka e!
Eny @friperie ko misy rotaka è!
Rah vô tara mody ah defa rotaka e!
REF:
Sady mandihy no m’rotaka è!
Eo ary!
(Rotaka è! rooo-rotaka è! Rotaka è! rooo-rotaka è!) x3
(hmmm! hum!!) Tratrako eto ianao, tratrako eto ianao! x4
Tratratratra aa aaa!!! x4 O.K!


3- Mpanofa trano roa samy hafa rotaka è
Mpivady tsy m’fampatoky rotaka è
Finday m’sonner libre de rotaka è.
REF:
Sady mandihy no m’rotaka è! (…)


·