Rongatry

Antsan'ny Mino an'i Kristy Soanatao (AMIKRI)

Rongatry


Rongatry ny olo
Mana Anao Jesosy mahery
Feno haravoa
Miteratera gne olo la mana Anao


     1. Gne raha raty nagninao
Da navelan'i Jesosy tsy hoao e
Gne fahotanao aby
Nosasany tsy nisy dra raiky e

2.Ino e raha mampavavy
Mampavavy anao sa nama
Gne raha manahira anao
Da omeny la mino Azy ianao e

3. D'am'i Jesosy rô aba
D'am'i Jesosy avao rô endree
Gne misy gne hasambara
Sady tsara da vô karakara a

Mba avia, mba avia, ka miekany etsana
Jesosy, fa Jesosy, fa Jesosy hanome zay tadiavinao


·