RESY AHO
Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
RESY AHO
Resy lahatra aho ny hanompo Anao
Babonao tokoa ity foko
Izaho izay nania, nanao izay tian’ny fo
De izao nantsoinao izao
Fa vonon-kanao izay sitrakao aho, inty hiraho
Tsy handà na hisalasala, hanao izay tianao
Hijoro vavolombelonao aho, izany no hiriko
Anio sy rahampitso ary ho mandrakizay
Na aiza na aiza aleha dia tantano re
Na inona hanjo Ianao tokiko
Mino aho Jeso, mino tanteraka
Fa Ianao indray tsy mba mandao
T/F: Fenosoa Raveloson
FMZ