resiny ny fasana
azofi fjkm ambohipo
resiny ny fasana
Nisy vehivavy iray e
Mpanaradia ny Tompo e
Niharam-boina mafy de nitaraina taminy e
Nefa hoy Jesosy Tompo e
Zaho no fiainana e
Zay rehetra mino Ahy, Velona mandrakizay
Ho haleloia e, he he hosana e, Ho halaloia e!
Resiny ny fasana
Zay rehetra mino Azy e, de omeny fiainana e
Zay rehetra mandray Azy e ! velona mandrakizay