Resin'ny hazavana ny herin'ny fahafatesana

Antokom-pihira Vetson'i Siona

Resin’ny hazavana ny herin’ny fahafatesana


Resin’ny hazavana ny herin’ny fahafatesana
Mifalia e, mifalia
Nitsangan-ko velona i Jesoa Tompontsika
Mifalia e, mifalia
Aleloya, Aleloya


‘Lay maty novonoina
Indro velona indray
Velona mandrakizay
Niaritra ny mafy
Mba hamonjena antsika
Velona mandrakizay


Olona avy aiza ianareo?
Nitady anan’i Jesoa izahay
Inona no hitanareo?
Fasana foana no hitanay
Sao diso hevitra ianareo
F’efa nitsangan-ko velona Izy e


© Vetson’i Siona


·