RENINAY MASINA MARIA
Chorale Antsan' Ivontovorona
RENINAY MASINA MARIA
1-Reninay Masina Maria Ă´,
Nanao ny “Eny” mba hamonjy anay Ianao:
Miaina am-pitokiana, feno fanantenana izahay.
2- Rendrika ny taninay,
Anjakan’ny ady sy famoizam-po:
Ka mba mitalaho , mba afaho tanaty haizina.
3-Ny fiainanay isanandro
mivily fa resin’ny fakam-panahy:
Ianao hanoro lalana, Reny, mamindrĂ fo aminay.
Fiv:
Ny foko finaritra tokoa (mitoetra ao aminao),
Fa Ianao mpanilo ny fiainako hazava (mpanazava);
Reny mpitarika amin’ny soa,
Kintana harahiko hatrany.
A/C: Francis Odet RAMAMONJISOA (Decembre 2018)