Renao ve

Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo

Renao ve


Renao ve njany misy feo
Toa manakoako toa re miantso2
Renao ve feonay tanora
Mitory amin-kira, miasa amim-pifaliana


Akon’ny Lanitra
Mihira, midera, ho iraka @ asa fitoriana
Hamerina ny ondry am-bala
Hitaona ny hafa ho any an-danitra


Ny talentanay no ampiasainay
Entina hanompoana, entina hikaloana
Fa satria izao no antony
Ny Fitiavan’i Kristy no manery anay


A/C: Fitiavana Rbrl


·