Reklamasiô

Tselonina

Reklamasiô


Réclamation (in-8)


Manonaka ankiroa no nentin’i Nenitoa
Aiza ny anajarako, aiza ny anjarako ho’aho
Aiza ny anjarako nareo, nareo ratsy fanahy


Réclamation (in-8)


Lay t@ ny ririnin-dasa, izaho sy ny zanak’i Ragaby
Didina ny anelakelam-pe, tapahana ny anay roa lahy
Hay izy nahazo beka kely izaho tsy nahazo raha


Réclamation (in-8)


Dia niakatra an-tanàna, dia niakatra ny raharaha
Aiza ny vola t@ ny tanàna zao vide ny caisse
Aiza ny vola t@ ny tanàna, f’iza no fetsifetsy


Réclamation (in-8)


Dia nidina avy eny an-tsaha, dia nidina ny raharaha
Ahoana ny @ vidy vokatra, ahoana ny @ io rangahy
Ahoana ny ampaham-bokatra odian’ialahy adala angaha


Réclamation (in-8)


Manonaka ankiro no nentin’i Nenitoa
Aiza ny anajarako
Nareo, nareo ratsy fanahy


Réclamation


·