Rehefa faly
Steph Rambi
Rehefa faly
Faly Aho fa mahita anao (*4)
Rehefa faly Aho, mitsikitsiky
Rehefa faly Aho, tsy reraka mihitsy
Rehefa faly Aho, misaotra ny tompo
Rehefa faly Aho, Dia faly manompo
Réf: Miteaka, mihomehy
Tsy reraky ny manome
Faly Dia mahita atao
Tena faly Aho
Rehefa faly Aho, no mazoto indrindra
‘zay rehetra atao, Dia Vitako an-kira
Rehefa faly Aho, manao metimety
Rehefa faly Aho, Dia tia hanao fety
Refrain: Miteaka, mihomehy
Tsy reraky ny manome
Faly Dia mahita atao
TENA FALY AHO