RAY Ô
Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna
RAY Ô
Ray ô, asandratray avo ny anaranao
Ray ô, omem-boninahitra
Derainay Ianao
Lehilahy: Nahary izao rehetra izao
Vehivavy : Izay no hiderako Anao
Derainay mandrakizay Ianao
Mpanjakanay Tsitoha
Ray ô, asandratray avo ny anaranao
Ray ô, omem-boninahitra
Derainay Ianao
Lehilahy: Nahary izao rehetra izao
Vehivavy : Izay no hiderako Anao
Derainay mandrakizay Ianao
Mpanjakanay Tsitoha
Aleloia aleloia aleloia
Manaja Anao
Aleloia aleloia aleloia
Manaja Anao
Aleloia aleloia aleloia
Manaja Anao
Aleloia aleloia aleloia
Manaja Anao
Ray ô, asandratray avo ny anaranao
Ray ô, omem-boninahitra
Derainay Ianao
Lehilahy: Nahary izao rehetra izao
Vehivavy : Izay no hiderako Anao
Derainay mandrakizay Ianao
Mpanjakanay Tsitoha
Aleloia aleloia aleloia
Manaja Anao
Aleloia aleloia aleloia
Manaja Anao
Ray ô, asandratray avo ny anaranao
Ray ô, omem-boninahitra
Derainay Ianao
Ray ô, asandratray avo ny anaranao
Ray ô, omem-boninahitra
Derainay Ianao
Ray ô……Ray ô…..Ray ô…..Ray ô……ô