Ray ô !
SLK Ambohidroa
Ray ô !
Ray ô! Mifona ity zanaka adala
Mivalo re mivalo fa saika ankahala Anao aho
Tsy tsapako fa ilay fitsapana nataonao
No indro nanova ho fiainam-baovaoMitalaho re, mivalo re Ray ô
Fa ny androko sisa dia hiderako Anao
Eny ô! Ray ô mivalo aho re
Fa manomboka androany dia ianao no reharehako