Ratsam-batan'i Kristy
Chorale Taratr'i Maria
Ratsam-batan’i Kristy
Ny maso tsy mahazo manao amin’ny tanana hoe : tsy mila anao aho
ny loha tsy mahazo manao amin’ny tongotra hoe:tsy mila anareo aho
satria vatana iray ihany ka miara-misalahy
Isika re isika re no Eglizy miara-dia
mandray andraikitra miaraka manorina ny vatan’i Kristy
Koa raha mijaly ny rantsam-batana iray
dia miara-mijaly
fa raha nomena voninahitra dia miara-mifaly
satria rantsana amin’ny vatana iray
Isika re isika re no Eglizy miara-dia
mandray andraikitra miaraka manorina ny vatan’i Kristy