Raozy
Samoann
Raozy
Fa nahoana loatra Raozy aa
No dia nilaozanao ity ankany
Zah zao eto andrefantrano aa
Mila hirotsaka tomany
Raozy a Raozy aa
Miverena ka modia ee
Raozy a Raozy aa
Fa mbola mila anao ny aty ee
Fa nahoana loatra Raozy aa
No dia nilaozanao ity ankany
Zah zao eto andrefantrano aa
Mila hirotsaka tomany
Raozy a Raozy aa
Miverena ka modia ee
Raozy a Raozy aa
Fa mbola mila anao ny aty ee