Ramanonaka

Antilin'i Madagasikara

Ramanonaka


Fiverenana : Vao mafana e e e
Vao mafana ( VAO MAFANA EE )
Vao mafana sy vao midonaka ny ramanonaka




  1. Misy kosa ny gâteau, ho an’ireo Louveteau
    Alefa ka alefa ihany, tsy mijanona io raha tsy lany




  2. Misy kosa ny Kaki, ho an’ireo Mpianjoria
    Alefa ka alefa ihany, tsy mijanona io raha tsy lany




  3. Misy kosa ny Sakay, ho an’ny Mpamakilay
    Alefa ka alefa ihany, tsy mijanona io raha tsy lany




  4. Misy kosa Voandalana, ho an’ireo Mpiandalana
    Alefa ka alefa ihany, tsy mijanona io raha tsy lany




  5. Misy kosa Madeleine, ho an’ireo Cheftaines
    Alefa ka alefa ihany, tsy mijanona io raha tsy lany




·