RAMALALA
Rossy
RAMALALA
Izay tianao mba tiako ô
Eh, ramalala e
Mankahala anao mba halako ô
Eh, ramalala e
Ya ô ô, ya ô ô, eh, ya e
Atao fitia voankazo an’ala
Izay mamy no tazomina
Tsy ravan’ny mpankahala
Tsy azon’iza hozongozonina, ya we
Izay tianao mba tiako ô
Eh, ramalala e
Mankahala anao mba halako ô
Eh, ramalala e
Ya ô ô, ya ô ô, eh, ya e
Atao fitia foza kely
Izay kilema, ditraditrany
Maro angamba ny modely
Ka ny tsy ho avy ka zay vitany
Izay tianao mba tiako ô
Eh, ramalala e, Eh, ramalala e
Eh, ramalala e, Eh, ramalala e