Raiso ilay Fitiavany
FiFa Groupe
Raiso ilay Fitiavany
Raiso ny fitiavany
Ny fitiavany, izay natolony ho anao
Ianao ilay saika very, nomeny anao
Nomeny anao izay tianao
Nomeny anao, Ilay fianam-baovao
Ref: Mbola ho sahinao ve ny handa hoe “TSIA”
Ka mbola hanombo Azy indray fanindroany
Raiso Izy anio
Raiso ny Fitiavany
Efa natolony ho anao ilay Rany
Efa nafohiny ho anao, ny zanany lahy
Nandatsa-dra, maty ho anao
Ref: Mbola ho sahinao ve ny handa hoe"TSIA"
Ka mbola hanombo Azy indray fanindroany
Raiso Izy anio
Raiso ny Fitiavany