RAISO AHO

AMPIZIFA

RAISO AHO


Tompo Malala ô! ity ny zanakao
Miantso, mitalaho Aminao noho ny ota natao


Tompo Malala ô! ity ny zanakao
Miantso, mitalaho Aminao noho ny ota natao


Raiso ho Anao Tompo, fa vonona aho
Ny andro sisako rehetra,
Hatokako tsy misy fetra
Hanefako ireo anjarako, dia ireo izay sitrakao


Miondrika, manetry tena izahay
Mahatsiaro ny hadalana ka mifona Ray


Raiso ho Anao Tompo, fa vonona aho
Ny andro sisako rehetra,
Hatokako tsy misy fetra
Hanefako ireo anjarako, dia ireo izay sitrakao


Raiso ho Anao Tompo, fa vonona aho
Ny andro sisako rehetra,
Hatokako tsy misy fetra
Hanefako ireo anjarako, dia ireo izay sitrakao
Hanefako ireo anjarako, dia ireo izay sitrakao


AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)


·