RAISO AHO

Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna

RAISO AHO


Tompo Malala ô,inty ny zanakao
Miantso mitalaho Aminao noho ny ota natao ×2


Refrain:
Raiso ho Anao
Tompo fa vonona aho
Ny andro sisako rehetra
Hatokako tsy misy fetra
Hanefako ireo anjarako
Dia ireo izay Sitrakao


Miondrika, manetri-tena izahay
Mahatsiaro ny hadalàna ka mifona Ray ×2


Refrain :
Raiso ho anao…..


·