RAISO
Nathan Pierre
RAISO
Tsapako ny adisoko sy ireo adalana nataoko
androany mihandrandra famonjena
mamela ireo heloko Ray , ny fiainako atolotro ho anao
Raiso ity foko anjakao …
mifona aho anio mamela , Hamindrao fo
mandondona aho , anokafy fiainam-baovao
omeo ahy ilay fanahy masinao , hanorolo lalana ahy
F’Ianao no lalana , ary fiainana
REF : Mamindra fo Ray …
Mamela ahy …
X2
( Raiso aho ho Anao )
Na dia kely aza no niandoako … Dia ho lehibe ny Hiafarako …
Raha mbola misy koa ny farany … tsy ho foana ny fanantenako …
Tsy ataotra aho f’Ianao momba ahy , efa Ianao no tiako
eo anilanao ny ahy ny Faniriko
REF : Matoky Anao aho Ray …
Manana anao aho Fanahy ….
( Tsara Ianao )
Mamindra fo Ray …
( Raiso aho ho Anao )
=> Lead (NP) … mamindra fo … Oh Ray … Yeah
=> Choeurs … Raiso Ho Anao aho X6