Rainay izay any an-danitra
Tanora Masina Itaosy
Rainay izay any an-danitra
Ry Rainay izay any an-danitra
Hohamasinina anie ny Anaranao
Ho tonga anie ny fanjakanao
Hatao anie ny sitraponao
Ety an-tany ka any an-danitra
Omeo anay anio, ny hanina sahaza ho anay
Ny hanina sahaza ho anay
Ary mamelà ny helokay
Tahaka ny namelanay, izay meloka
Izay meloka taminay
Ka aza mitondra anay ho amin’ny fakam-panahy
Ka manafaha anay amin’ny ratsy
Fa Anao ny fanjakana sy ny hery
Ary ny voninahitra mandrakizay
Omeo anay anio, ny hanina sahaza ho anay
Ny hanina sahaza ho anay
Ary mamelà ny helokay
Tahaka ny namelanay, izay meloka
Izay meloka taminay
Ka aza mitondra anay ho amin’ny fakam-panahy
Ka manafaha anay amin’ny ratsy
Fa Anao ny fanjakana sy ny hery
Ary ny voninahitra mandrakizay (x2)
Amen !