Rainay ô!

Chorale Sedera Ambalavato

Rainay ô!


Rainay ô, indreto izahay, zanakao vory eto izao, mivavaka aminao
Mba henoy, fa miantso anao ‘zahay, omeo ny famindrampo
Mba ekeo ry Tsitoha
Refrain:
Rainay ‘zay, any an-danitra any, masina anie Ianao
Rainay ‘zay, any an-danitra any, raiso ny vavakay


Mba henoy, ny hiranay misandratra, ‘zay makany an-danitra any
‘zay mandrakotra ny tany
Mba diovy, ny fonay mba hihavao, ka hifankatia ‘zahay izao
Hifankatia re, zahay izao


Rainay ‘zay, any an-danitra any, masina anie Ianao
Rainay ‘zay, any an-danitra any, raiso ny vavakay


Na dia vitsy aza, izahay eto izao, maintso ny anaranao
Ho tronin’ireo, ‘reo anjely masinao
Masina Ianao, masina Ianao (4x)


Rainay ô, indreto izahay, zanakao vory eto izao, mivavaka aminao
Mba henoy, fa miantso anao ‘zahay, omeo ny famindramponao
Mba ekeo izao
Ref x2……….
Raiso ny vavakay, raiso ny vavakay


Arr: RATIANASOLO Henri Aimée (c) Rina Rnt


·