Raiko Malala
Ny Tsanta Fitoriana
Raiko Malala
1- Raiko malala o!
Tsy mendrika aho re!
Ny ho zanakao,
Nohon’ny otako
Mifona re Ray o!
Mifona re, Mamelà
Ry Ray malala o!
Inty re ny foko atolotro ho Anao
2- Ampianaro
Aho ry Tompo o!
Ny làlana marina
Tsara hizorako
Inty aho Iraho
Inty aho Iraho, Tompo o!
Hanao ny asanao
Hitory hatrany ny Anaranao
A/C: AMM