RAHA VAO MAHATSIARO HOE KRISMASY
AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina)
RAHA VAO MAHATSIARO HOE KRISMASY
- Raha vao mahatsiaro hoe krismasy
Indro ao an-tsaiko ilay Jesosy Mpamonjy
Izao tontolo izao
Tao an-tranon’omby tao no teraka
Nefa Mpanjakan’ny mpanjaka
REF :
Voninahitra anie ho an’ny Ray
Fiadanan-dehibe ho an’ny olona ety
Ny aizim-pito dia nandositra
F’efa tonga ilay Hazavana
- Raha vao maheno hoe Jesosy
Tsapako aho faly
NY ao am-poko te-hisaotra Ny Ray be fitia
Tahak’ireo Mpiandry ondry sy ‘reo Magy
Dia harahiko ny hazavanao
REF :
Voninahitra anie ho an’ny Ray
Fiadanan-dehibe ho an’ny olona ety
Ny aizim-pito dia nandositra
F’efa tonga ilay Hazavana