RAHA VAO

DAFAH

RAHA VAO


Raha vao mahita anao aho
Endrikao
No manintona ahy
Ao koa ilay fitsikinao
Ao koa ilay famindranao
Ao koa ilay fiangolangolanao (2x)


O ! o ! o !
Baonao ny foko
O ! o ! o !
Resinao ny fitiavako (2x)


He zany toetranao
Toa tsotra nefa tsy izany
Aoka fotsiny (2x)
Tsy hitako izay asiako ny tenako
Fa raha anjara io
Omeny tadidio


O ! o ! o !
Baonao ny foko
O ! o ! o !
Resinao ny fitiavako (2x)


·