Raha tsy teo ianao

Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)

Raha tsy teo ianao


Raha tsy teo Ianao
Dia asa izay nahazo anay olonao
Raha tsy teo Ianao
Loza be mitatao
Fangejana fanimbazimbana no ataon’ny satana
Afobe fijaliana mampihanahana



  1. Ianao lay Ray be fitiavana tia anay mpiaro anay
    Ianao lay nahary anay, manome ny paradisa ho anay


Ref :
Raha tsy teo Ianao
Dia asa izay nahazo anay olonao
Raha tsy teo Ianao
Loza be mitatao



  1. Ianao ilay Zanaka mihaino ny vavaka asandratray
    Ianao nahafoy ny ainao tamin’ny hazo fijaliana mba ho anay


Ref :
Raha tsy teo Ianao
Dia asa izay nahazo anay olonao
Raha tsy teo Ianao
Loza be mitatao



  1. Ianao lay Fanahy Masina mitsinjo ny lalana alehanay
    Ianao lay Mpanolotsaina amin’ny zavatra rehetra ataonay


·