Raha sendra hakiviana

MR VONJY

Raha sendra hakiviana


Raha sendra hakiviana
Izany fiainanao
Dia henoy re izao hiranay izao
Nandao ny olon-tiana , sy fantatra fa lao
Nikatsaka ny hafa vaovao


Izao no ataovy an-tsaina
Ary aoka ho fantatatrao
Ny olona dia mety mandao
Fa Jesoa irery iany no amaha ny olanao
Antsoy izy resao zao dia izao
Fa Jesoa irery iany no amaha ny olanao
Ny zavatra rehetra hainy atao


Andramo antsoy ny anaran’i Jesoa
Tsy atoroanao fa fantatrao
‘Lay tsy mahafoy , namoy ny ainy ho anao
Averiko mba ho tsaroanao
Ny entanao raha , mavesatra ihany koa dia aoka apetraka aminy
Izy no miahy izany fiainanao, henoy , lay feo , mibitsika hoe:


Izao no ataovy an-tsaina
Ary aoka ho fantatatrao
Ny olona dia mety mandao
Fa Jesoa irery iany no amaha ny olanao
Antsoy izy resao zao dia izao
Fa Jesoa irery iany no amaha ny olanao
Ny zavatra rehetra hainy atao


Nandatsa ny havatiana
Nandroaka tsotra izao
Nanendaka nanenjika anao
Ka velom-piafiana, mivonto ny fo-nao
Henoy anie izao vetsonay izao


Izao no ataovy an-tsaina
Ary aoka ho fantatatrao
Ny olona dia mety mandao
Fa Jesoa irery iany no amaha ny olanao
Antsoy izy resao zao dia izao
Fa Jesoa irery iany no amaha ny olanao
Ny zavatra rehetra hainy atao


Andramo antsoy ny anaran’i Jesoa
Tsy atoroanao fa fantatrao
‘Lay tsy mahafoy , namoy ny ainy ho anao
Averiko mba ho tsaroanao
Ny entanao raha , mavesatra ihany koa dia aoka apetraka aminy
Izy no miahy izany fiainanao, henoy , lay feo , mibitsika hoe:


Izao no ataovy an-tsaina
Ary aoka ho fantatatrao
Ny olona dia mety mandao
Fa Jesoa irery iany no amaha ny olanao
Antsoy izy resao zao dia izao
Fa Jesoa irery iany no amaha ny olanao
Ny zavatra rehetra hainy atao


·