RAHA MITOPY
Feon'ny fiderana
RAHA MITOPY
Raha mitopy izany maso miandrandra lanitra
Kintana izay mibaliaka an_danitra
Tazako eo ireo anjely mifalia sy miara_dia
Fa Mpamonjy tonga anio ka hifalio
Mifalia mirana avokoa
Ireo mponina ety an_tany re
Satria teraka ny Tompo be fitia(ka mifalia)