RAHA MIAINGA

Mpanazava sy Tily eto Madagasikara

RAHA MIAINGA

Raha miainga vao maraina haùakivaky lohasaha
Tendrombohitra mideza tsy maintsy hiakaranay

Ka raha sendrasendra ka manonjanonja ny hadrodroanay
tsy ampy iray minitra monja dia ho afaka

Ny kitapo sy ny bardà no hany sisa hanananay
fa ny fotaka mandrevo tsy maintsy hitsahanay

·