Raha manembona

Jean ROSSINAH

Raha manembona


Raha manembona ahy
Ka misento ianao
Averiko eto indray
Ranomaso io fafao
Fa ho avy ny ora mamy
Hihaonana izany
Raha manembona ahy
Ka misento ianao
Averiko eto indray
Ranomaso io fafao
Fa ho avy ny ora mamy
Hihaonana izany


Hifampitantana indray
Dia ho to ny nofy hatrizay
Ny fitiavantsika hajao
Na dia lavitra aza ianao
Fa izany no idealy
Hotratrarina hatrany hatrany
Hifampitantana indray
Dia ho to ny nofy hatrizay
Ny fitiavantsika hajao
Na dia lavitra aza ianao
Fa izany no idealy
Hotratrarina hatrany hatrany


….


Hifampitantana indray
Dia ho to ny nofy hatrizay
Ny fitiavantsika hajao
Na dia lavitra aza ianao
Fa izany no idealy
Hotratrarina hatrany hatrany


·