RAHA MAFY NY ADIN-TSAINA

Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)

RAHA MAFY NY ADIN-TSAINA


Raha mafy ny adin-tsaina
Raha reraka ny aina
Tsy mba misy azo antenaina
Afa-tsy Ianao ry Ray


Ianao irery ihany no tokiko eto an-tany
Tsy mba misy tokinay
Afa-tsy Ianao ry Ray


Ny alaheloko hisava
Ny adin-tsaiko koa ho rava
Fifaliana lalan-dava
Raha eo anilanao


Andriamanitra รด! Midina
Mba hitondra fifaliana
Tsy mba misy fahoriana
Raha eo anilanao


·