RAHA LAVITRA ANAO

SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA

RAHA LAVITRA ANAO


Raha lavitra Anao
Dia mahatsiaro ho irery
Raha lavitra Anao aho
Dia fanatro fa very
Fa izao tontolo izao dia fantatro
Fa tsy hahavonjy ahy akory


Fa ianao irery ihany no afaka hamonjy ahy
Sy hanavotra ahy raha sendra sarotra
Na mitady ho lavo aho
Ka misandrata ianao Jesoa
Amin’ny halebeazanao sy ny voninahitrao
Mahagaga ahy


Indraindray anefa
Toa tsy mahatsiaro anao aho
Tsy tsampako akory fa
Ianao no nahatoy izao ahy
Fa izao tontolo izao dia fantatro
Fa tsy hahavonjy ahy akory


Fa ianao irery ihany no afaka hamonjy ahy..


Afeno ambany elatrao aho
Mba tsy ho azom-pakampanahy irery
Izay manaisotra ahy tsy ho eo
Aminao Jesoa


Hamonjy ahy…..


·