Raha handeha ianao
Astre
Raha handeha ianao
Raha ho lasa any ianao
Ka tsy ho tazako ilay endrikao
Dia aza adino ity foko
Miandry anao sy mitoloko,
Fiverenana
Ref:
Raha handeha ianao
Ka tsy ho tazako
Dia hiandry anao ny foko
Raha handeha ianao,
matokisa akia
Fa tsy miova ilay fitia
Aoka ho fantatrao hatrany
Fa ianao irery ihany
No hany tokako hatrizay
Ary ho anao mandrakizay
Ref:…
A/C:Erik