RA JESO IHANY
Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)
RA JESO IHANY
tsa misy maharitsa zy eto antany
na zy mahafinaritsa na izay mamy
zay hitan’ny maso mamiratsa be
ho levona aby lavenona re
Ra Jeso ihany e!e ! (fiainana x2)
ra Jeso ihany e!e ! (tarainana x2)
manantona azy ianao (tsa lavininy x2à
manantona azy ianao
aia ro hombana ko ina ro atao
vaky ny loha ; ketraka aho izao
mafy ny fiaignana ko de mitaraigna
mirepaka be, aia ro haleha
ref…
ie ! Ie Ra Jeso ihany no anay e
ie ! Ie Ra Jeso ihany no anay e
ie ! Ie Ra Jeso ihany no anay e
ie ! Ie Ra Jeso ihany no anay e