PASSPORT
ISAAC DE PAUL
PASSPORT
Ref:
Jereo ny passport.nao oh oh!
Verifeo ny passport.nao oh oh!
Sao dia hosoka e!
Sao dia efa tsy mandeha e!
Mahavery amin’ny afo be.
I
Misy olo oh! Tsy miertreritra izay hiafarany e!
Misy olo oh! Tsy mba mandinika ny am-parany any
Miliba ihany ( ×2 )
Magnano la vie hatrany.
II
Ianao izay manam-bola manan-karena miliaridera
Ianao izay manam-bola manan-karena mahatoky teny
Hanao risoriso hahatongavana any
Hagnano politika hahatongavana any
Tsy ho tafiditra any ianao ndre hitomany.
Bridge:
Havaozy ny passport hidiranao amin’ny lapa d’or
Havaozy ny passport hahazoanao ny médaille d’or