PARADISA VE SA AFO-BE

LES JUVES

PARADISA VE SA AFO-BE



  1. Moa tsy fantatrao va ooooo
    Moa tsy tsapanao va eeeeeeh
    Misy safidy miandry anao aaaan
    Rehefa tonga eo amin’ilay sampanana


Refrain (1)
Fahafatesana no lalana
Izay tsy maintsy andalovanao
Ao miseo ireo safidinao
Paradisa ve sa afo-be




  1. Ry zatovo be lalao oooo
    Moa tsy tsapanao va eeee
    Tsy maintsy ho tsaraina hianao
    Rehefa tonga eo amin’ilay ora farany




  2. Moa tsy fantatrao va ooooo
    Raha Kristiana hianao eeeee
    Misy toerana efa miandry anao
    Rehefa tonga amin’ilay andro farany




Refrein (2)


Fahafatesana no lalana
Izay tsy maintsy andalovana
Fa Jesosy Tompo efa miandry anao
Ho any am-paradisa hianao


LES JUVES
ANDRIANAHINA
JEAN LEOPOLD JUVENOT


·