Ovay ny fomba fijery
KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena
Ovay ny fomba fijery
Raha topaza-maso ny eto an-tany
Dia mibahana tokoa ny fitiavan-tena
‘zay manimba tokoa ny fiaraha-monina
Tsisy ny fandrosoana
Ovay ny fomba fijery
hitodio, ilaozy ny ratsy
ManovĂ fomba fijery sy fiainam-baovao
Dia ho paradisa ny ety
Ndao hivondrona ho iray ny herintsika
Dia ho hita taratra ny fanekena ny Ray
Ka izay kasaina, dia ho tanteraka
Ka tsisy izay hampanahy
Jesosy no mpiandry tsara
Afaka hanova ny toetranao
Izy no afaka hanova ny fijerinao
Dia ho paradisa ny ety