ORANA O
DAFAH
ORANA O
Orana o !
Tonga ianao
Ilay takariva iny
Ireo olona mandalo
Kotsanao (2x)
Tsikitsiky haravona
Rehefa injay ianao midona
Orana o !
Fijaliana ho an’ny olona
Raha ianao
Ireo kotsanao
Any andalana
Miandry anao toa iresaka
Ilay rotsirotsinao e !
Mampangina
Ireo hafanana migaingaina
Resinao
Ianao mampifaly
Ao anatikao
Orana o !
Fifaliana
Hoan’ny olona
Raha ianao
Fotoana fohy monja
Ihany anefa
No ahenoana anao dia mitsahatra ianao
Mangina ny tontolo
Fa lasa ianao