OMEO VONINAHITRA
STK FJKM Ambatomena Antananarivo
OMEO VONINAHITRA
Omeo voninahitra
Ny Ray Tsitoha
Mitoria, miderĂ
Ary mankalaza (Ankalazao)
Ny anarany masina, derao
Omeo voninahitra
Fa Tomponao
Ka hobio sy derao
Ary ankalazao (Ankalazao)
Ny anarany masina
Omeo voninahittra
Ny Tomponao
Tomponao (x2)
Ny anarany ankalazao (x2)
Ka derao sy hobio
Ny anarany masina