OMEO HERY

Lehilahy FLMAK

OMEO HERY


Andriamanitra ô! ry Tompo ity ny zanakao
Mila ho solafaka tafasaraka Aminao
Tolory ahy ny famojena am-pelatananao
Omeo hery aho fa hanao ny asanao


REF :
Vatolampy sy fahazavan’ny lalako Ianao
Ka aza manafina ny tavanao amiko
Aza manary na mahafoy ahy Ianao
Omeo hery aho fa hanao ny asanao


Andriamanitra ô! ry Tompo ity mpanomponao iray
Izay nomenao ny famonjena tamin’ny ran’ny Zanakao
Afaka aho ankehitriny mangataka aho ry Ray
Omeo ahy ny herinao hitoriako ny asanao


A/C : Group MIHARY


·