Omeo hery
CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)
Omeo hery
Handalo ady sarotra ry tompo
Inty mpanompo izay finidinao
Niaritra ny eso latsa fahamarinana
Kanefa tsy hiemotr’aho fa manana anao
2\F’ianao izay torianay aza tompo
Niaritra ny mafy no izao koa
Voaheloka ho faty nohon’ny famarinana
Nandao ny fiandrianana sy ny voninahitrao
Ref:Mainkana fa izao izay mijoro eto izao
Mpanota toa azy ireo no mba tinendrinao
Raha vavan’olona tsy tia no hampilofik’ahy
Meteza Tompo hanangan’ahy indray
Omeo hery ny panomponao Ray รด
Vimbinonao ny dian’ity mpanomponao
Topazo maso velomy ny fanahy
Hazoto tsara hanao ny asanao….
A/C: Mihary Group